|
|
|
|

Teny iditra1  tapotsiny
Singan-teny  2 t~, 3 fotsy
Sokajin-teny  4  anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  5 Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin' atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany. (Ny tamenany no tonga voronkely fa ny tapotsiny kosa sakafo ivelomany)
6 Ny fotsifotsy ao amin' ny maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the white of an egg; the white part of wood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 le blanc d'oeuf; la partie blanche d'un rondin de bois [1.8]
Ohatra  9  tseroka sy atodiakoho, ny tapotsiny, aharo, dia arahiny ny ranombary sosoa, sady mivalana no miorika. [2.48]
Tsipelina hafa  10 tafotsiny

Fivaditsoratra  tapotsiny, 11 tsipotina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12