|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 tarazo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo
4 Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza 5 Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits
7 paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; 8 un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 9 velon-tarazo |
| Teny iditra (2/5) | 10 tarazo |
| Sokajin-teny | 11 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 fomba na talenta na kilema nolovana
[Sihanaka]
[1.78] 13 Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 hereditary
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 15 fianarana momba ny tarazo |
| Teny iditra (3/5) | 16 tarazo |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 karazan-taovolo na randrana
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 19 Fandram-bolo |
| Teny iditra (4/5) | 20 tarazo |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 hérédité, génotype; patrimoine héréditaire
[1.13] |
| Voambolana | 24 Haiaina |
| Tovy hevitra | 25 zenôtipa |
| Kamban-teny rehetra | 26 tarazo miseho |
| Teny iditra (5/5) | 27 tarazo |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 31 azotra, 32 ozatra, tarazo, 33 zaotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|