|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tarozaka |
| Fototeny | 2 rozaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra lava miraviravy, misy miramborambo eo am-pihantonany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 root of mitarozaka
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 état de ce qui est long, fluet et pendant
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 10 tarozika |
| Fivaditsoratra | 11 kaozatra, 12 tarazoka, tarozaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|