|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tasy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 vilia kely atao tsikalan'ny kaopy: Tasin-kafe
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 tasy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Pentina mandoto: Tsy sahiko entina io lambako io fa misy tasy
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 atsy, 8 sita, tasy, 9 tsia, 10 tsy a- |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|