|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tatatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lakandrano kely nohadina mba handehanan' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a furrow; a gutter, a water-channel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 rigole [1.3#688, 1.8]
6 canal des rizières, sillons creusés dans les rizières pour les dessécher [1.3#688]
7 caniveau [1.8]
8 canal; drain [1.13]
Ohatra  9 dobo hono hianao ka tsy nahafeno siny
tatatra ka tsy nahatan-driaka
horakoraka no an'ny sahona
fa ny tsiboboka ihany no tompon'ny rano
[2.131]
10 Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory! [2.470]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)13 tatatra
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 kiaka kely atao amin'ny hoditra asiana vaksiny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  16 scarification [1.13]
Voambolana  17 Fahasalamana

Teny iditra (3/3)18 tatatra
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 (de atatra : tomber raide mort ; allusion à la toxicité bien connue des graines). Jatropha mahafalensis Jum. & H.Perrier (Euphorbiaceae). Nom malgache relevé par H. Poisson in herbier n° 712. Graines oléagineuses fournissant une huile employée pour l'éclairage ou la fabrication de savon à la mode malgache. L'espèce est spontanée aux environs de Tuléar, mais on la plante parfois aussi pour faire des clôtures à la manière du Pignon d'Inde introduit, Jatropha curcas L. Notons qu'une autre espèce de jatropha, Jatropha multifida L. a été introduite et est parfois cultivée dans les jardins des régions côtières sur le nom de « Manioc à fleurs ». Pour les usages économiques voir H. Poisson : Notice documentaire sur le betatra, Bulletin Économique de Madagascar, 20e année, nos 3-4 (1923) p. 126-129. Voir atatra. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02