|
|
|
|

Teny iditra1  tatavia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Kitapo fitobian' ny fivalanan-drano. [1.1]
4 Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany [2.424]
Fanazavàna teny anglisy  5 the bladder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 la vessie [1.8]
Ohatra  7  Mety hanampy amin'ny fampitoniana ny fanaintainana ateraky ny aretin'ny tatavia sy ny afero ihany koa. [2.424#]
Voambolana  8  Haiaina
Kamban-teny rehetra  9 tatavian-kena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09