|
|
|
|

Teny iditra1  tati-bolana
Singan-teny  2 tatitra, 3 volana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fitondrana teny any amin' ny lehibe (na ray aman-dreny na mpampiasa...) momba ny zavatra tsy tsara nataon' ny hafa tany an-katakonana mba hamelezana azy [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02