|
|
|
|

Teny iditra1  Tatsinanana
Singan-teny  2 t~, 3 atsinanana
Sokajin-teny  4  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny olona avy any atsinanana.
6 -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the east people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 les Orientaux [1.5]
9 les gens de l'Est [1.8, 1.5]
Ohatra  10  Samy ankolafin' ny tatsinanana i Bouddha sy Kaonfosiosy. [2.296#37]
11  Ny sivilizasionina tandrefana sy tatsinanana samy velon-tsoratra eo. [2.285#110]
12  Ny "Andriamanitra" dia voalazan' ny mpahalala sasany fa avy amin' ny teny tatsinanana atao hoe "sanscrit. [2.285#76]
Mpanahaka  13  tandrefana, 14  tatsimo, 15  tavaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17