Entry | tatỳ | ||||
Elementary words | t~ ; atỳ | ||||
Part of speech | adverb, past form | ||||
Explanations in Malagasy | Endriky ny mpamaritra "Atỳ" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala tatỳ Madagasikara taloha [1.1] | ||||
Examples |
| ||||
Phytonyms |
| ||||
Anagrams | tatỳ, tita |
Updated on 2023/02/21 |