|
|
|
|

Teny iditra1  tavilotra
Singan-teny  2 tavy, 3 lotra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 têt de pot cassé [1.3]
Ohatra  6  tsinona, satria tapa-by, loha-lefona harafesiny, tavilotra, vakim-bilany, toa tsy misy vidiny. [2.356]
7  Tsy nisy heviny toy ny vakin-tavilotra diso fipetraka ny sila-bolana tsinan-kateloana raha tsy hitaratra ny fisahondrahondran' ny volony. [2.529]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02