|
|
|
|

Teny iditra1 tavoahangy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitoeran-drano vita amin' ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony teritery: Tavoahangim-panafody [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 bouteille [1.13]
Ohatra  5 Ny rano-mangahazo natao anaty tavoahangy koa. [2.472]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08