|
|
|
|

Teny iditra1  tavy rano
Singan-teny  2 tavy, 3 rano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza hatavezana mihodrahodra, mivindimbindina be ihany [1.1]

Fivaditsoratra  6 avitrano, 7 taniravo, Taniravo, tavy rano, 8 toravina, 9 variñato, 10 voaranty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26