|
|
|
|

Teny iditra1  tay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loto maimbo mivoaka amin' ny vavafivalanana, zay tsy inona fa faika tsy levona avy amin' ny sakafo nohanina: Lava-tay
4 Loto amin' ny...: Tain-koho, taintsofina
5 Faika: Tain-kafe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 dung, excrement (vulgar); refuse; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 excrément (mot grossier); ordure, déchet [1.8]
Voambolana  8  Haiaina
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 77 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 atỳ, aty, 12 ita, tay, 13 tia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27