|
|
|
|

Teny iditra1  tefitra
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maimaika erý hanao, salehotra; misalovana ny tsy raharahan' ny tena
4 Be ebo, be hambo, kevokevoka mitady doka; kitokitoka raha miteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 wishing for praise [1.2]
6 polluted, profaned [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 prétentieux qui cherche la louange, qui fait ce qui ne convient pas à son sexe [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02