|
|
|
|

Teny iditra1  tefoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fipoahana tsy dia mafy loatra, toy ny an' ny basy; firefotra toy ny an' ny rantsan-kazo tapaka na ny vilany vaky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a cracking or popping sound; the sound of a shot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 bruit de craquèlement; bruit d'un coup de feu [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  22  Feo

Fivaditsoratra  23 fatoke, 24 fetoka, 25 fotake, tefoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19