|
|
|
|

Teny iditra1  tehafina
Fototeny  2 tehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena tehaka fa nahafinaritra: Notehafin' ny olona izaitsizy ilay mpihira
5 Asiana tehamaina: Saika hotehafiko ilay zazalahy fa nanafintohina ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be patted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 à qui on donne une petite tape [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 tefahina, tehafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17