|
|
|
|

Teny iditra1  tehenana
Fototeny  2 tehina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Iankinana, ohatra ny atao amin' ny tehina: Teheno ny soroky ny zokinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be leaned on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 sur quoi (qui) on s'appuie [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17