|
|
|
|

Teny iditra1  tehenina
Fototeny  2 tehina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny lakana izay atosika amin' ny tehin-dakana: Hitanao irỳ lakana tehenin-dRangahy lava be irỳ ? [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  tehenina, 9 tenehina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12