|
|
|
|

Entry1  telolafy
Elementary words  2  telo, 3  lafy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Velarana misy lafy telo; misy telo karazana ny telolafy: ny telolafy miralafy, ny telolafy miraranjo ary ny telolafy mahitsizoro [1.1]
Explanations in French  6  triangle [1.13]
Vocabulary  7  Mathematics: geometry

Anagrams  8 fitolela, 9 telolafy

Updated on 2025/10/11