|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 telonohorefy |
| Singan-teny | 2 telo, 3 refy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ireo kintana telo mamirapiratra tsara ireo no voalazan' i Joba
6 (9. 9 ; 38. 31) sy Amosa (5. 8) amin' ny teny 7 hebreo hoe Chesil (gr. Orion). Koa satria isan' ny kintana miseho miharihary izy, 8 dia voalaza, miaraka amin' i Ikotokelymiadilaona sy ny kintana sasany, ho famantarana 9 ny herin' i Jehovah, Izay nametraka azy 10 eny amin' ny lanitra. Ny mpanoratra sasany 11 anefa mihevitra fa kintana hafa, tahaka ilay 12 mazava sy mamirapiratra fatratra atao hoe 13 Siritis, na Canopus, na Cor-Scorpionis, no 14 voalazan' ny teny hebreo hoe Chesil. Asa 15 izay tena marina amin' izany. [1.38] 16 antokon-kintana telo avarabaratra andrefan'ny Vahindanitra, mamiratra manintona ny fijery [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 the three stars of the belt of Orion
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 les trois étoiles du baudrier d'Orion
[1.3#693] 19 les trois étoiles de la ceinture d'Orion [1.8] |
| Ohatra |
20 Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny telonohorefy?
[2.996]
21 ary ny orimbintana amy ny lanitra, sy ny masoandro, sy ny volana, sy ny kintana telonohorefy, sy ny sasany; [2.48] |
| Voambolana | 22 Haikintana |
| Mpanahaka | 23 miadilaona |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 25 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 26 telonohorefy |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 the greatest
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 chose ou personne grande, éminente
[1.8] |
| Ohatra |
30 Misy 70 mahery ireo olona nahitany hevitra ary vitany lisitra ny anarany. Ny ankamaroany amin' ireo dia ny telonohorefy.
[2.304#D]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|