|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 temitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha
4 Fefy [1.1] 5 taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 mats or paper on the walls
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 apisseries en nattes,
[1.3#693] 8 tapissage de nattes ou de papier [1.8] 9 papier peint [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 23 temitra |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 épithélium
[1.13] |
| Voambolana | 27 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|