|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 temoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fipetrahana eo ambonin' ny zavatra iray, ka eo antsisiny ambivitra kely fotsiny; fotoana an-kamehana sy tampoka izaitsizy
4 Halatra amim-pahakingana [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 matoke, temoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|