|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vatana [Taisaka] [1.78]
4 Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga
5 Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra
6 Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the self; the very thing; the body [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 soi-même; le corps; la chose même [1.8]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 115 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  tena
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory [1.1]
Kamban-teny rehetra  18 tena izy tokoa

Fivaditsoratra  19 enta, 20 tañe, tane, tena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27