|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tenim-piontanana |
| Singan-teny | 2 teny, 3 fiontanana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy)
[1.1] 6 ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny 7 resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; 8 fataraina miharo hagagana: endrey...; 9 alahelo: indrisy; 10 fandatsana: akaito...; 11 fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô... 12 Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, 13 izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: 14 indrisy! be fahavalo ny tsara! [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 interjection
[1.5] |
| Voambolana | 16 Haiteny |
| Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny tenim-piontanana rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|