|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tenomina |
| Fototeny | 2 tenona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tenona, izany hoe, atao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy mitsangana sy mitsivalana: Notenomin' ny Ntaolo ny tsiratsiraky ny vatan' akondro nanaovany lamba atao hoe lamba sarika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be woven
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on tisse
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|