|
|
|
|

Teny iditra1  teny mitsaikona
Singan-teny  2 teny, 3 mitsaikona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny miafara amin'ny -ka, -tra, -na, ka eo amin'ny vaninteny fahatelo avy amin'ny farany ny tsindrim-peo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 proparoxyton [1.13]
Voambolana  7  Haiteny
Tsipelina hafa  8 teny mingadona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02