|
|
|
|

Teny iditra1  terilatsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Rindrin-trano natao tamin' ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana
4 Ny trano misy rindrina tahaka izany [1.1]
Ohatra  5  Ny trano nandimby io dia ny terilatsy. [1.437#]
6  Trano-kazo sy terilatsy avokoa no teto an-tampon-tanàna, ary vitsy dia vitsy amin' ireny; [2.649#]
Voambolana  7  Toe-karena: fanorenana
Kamban-teny rehetra  8 trano terilatsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09