|
|
|
|

Teny iditra1  teriterena
Fototeny  2 teritery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Ohatra  4  Olona tsy tia hoteriterena amin' izay safidiny ny Malagasy, nefa kosa mora azo amin'ny nahiny raha efa hajaina ny safidiny. [2.298]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29