|
|
|
|

Teny iditra1  testamenta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [1.1]
Ohatra  4  Koa ny hevitry ny teny hoe «testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ». [1.38]
Voambolana  5  Soratra Masina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12