|
|
|
|

Teny iditra1  tetibola
Singan-teny  2 tetika, 3 vola
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 budget [1.13]
Ohatra  6  Sehatry ny tetibola voafehy ao anatin' ny fitantanana ny volam-panjakana. [1.384#]
7  Tsapa anefa fa nanomboka tamin' ny Repoblika fahatelo, dia voafetra ho andro vitsivitsy ny ady hevitra momba ny tetibola. [4.27#]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11