|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 teti-dratsy |
| Singan-teny | 2 tetika, 3 ratsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 hevitra feno haratsiana hamelezana ny hafa, fiokoana sy firaisan-tsaina hangalatra na hamono olona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a conspiracy, a plot
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 complot, entente pour le mal
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|