|
|
|
|

Teny iditra1  teti-dromotra
Singan-teny  2 tetika, 3 romotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fifandisoan' ny tetika, ka ny an' ny tena no efa noheverina hahavoa, kanjo ny ankilany indray no naharesy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11