|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tezaina |
| Fototeny | 2 teza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny basy atao mahitsy tsara ka hitifirana, ny volobeny tsy aankina amin-javatra; asiana na tapahina eo afovoany tsara
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 tezaina |
| Fototeny | 10 taiza |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Karakaraina sy kolokoloina: Sarotra tezaina koa ity zaza ity
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to be cared for, to be brought up
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 qu'on nourrit, qu'on élève
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|