|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ti-
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: ti-hilitra: to wish to enter [Provincial] [1.2]
Mpanahaka  4  ta, 5  te

Teny iditra (2/2)6  Ti    
Sokajin-teny  7  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  8 Singa mivaingana, faha-22 amin'ny
9 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 Titanium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Titane. [3.1]
Voambolana  12  Simia
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  14  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20