|
|
|
|

Teny iditra1  tiana
Fototeny  2 tia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra
5 Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho
6 Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny
7 Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana
8 Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13 tiavina
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 anaty, 17 atany, 18 itana, 19 taina, tiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09