|
|
|
|

Teny iditra1  tilikambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a tower [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 tour, tour de garde [1.8]
Ohatra  6  Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny. [2.470]
Kamban-teny rehetra  7 trano tilikambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17