|
|
|
|

Teny iditra1  tinafika
Fototeny  2 tafika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 tafihina: Notinafiky ny fahavalo ny tanàna ka basa nandositra daholo ny mponina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 attaqué chez lui, envahi [1.3#641]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voatafika

Fivaditsoratra  10 finitaka, 11 fitanika, tinafika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12