|
|
|
|

Teny iditra1  tinahaka
Fototeny  2 tahaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 tahafina, itovizana: Iza àry no notinahak' ity zaza ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à qui ou à quoi on a ressemblé, à qui ou à quoi l'on a rendu semblable [1.3#644]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voatahaka

Fivaditsoratra  10 tahàka ny, tinahaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12