|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tinakona |
| Fototeny | 2 takona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 voatakona, takonana: Tinakon' ny hazo ny tranonay
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on a caché
[1.3#654] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 tinakona |
| Fototeny | 10 takona |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 iarahan'ny maro mitondra, entin'ny maro miaraka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 porté par plusieurs
[1.3#654] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 17 voatakona |
| Fivaditsoratra | 18 kaontina, 19 kotanina, 20 takonina, tinakona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|