|
|
|
|

Teny iditra1  tinaky
Fototeny  2 taky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voataky, takina: Notinakin' ny tompony ny trosa ka very hevitra Rabe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 réclamé [1.3#651]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voataky

Fivaditsoratra  10 antiky, 11 nitika, 12 tikina, tinaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12