|
|
|
|

Teny iditra1  tinampona
Fototeny  2 tampona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voajery, jerena avy eny ambony: Notinampony ny lohasaha manodidina ka variana izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Regardé d’en haut, touché, attaqué, frappé au sommet [1.3#664]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voatampona

Fivaditsoratra  10 ampontany, 11 mpanotina, 12 mpiontana, tinampona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12