|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tinevy |
| Fototeny | 2 tevy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 voasa (enti-milaza tany vao), notevezina: Ala vao notinevy ity
5 Lanilanina befahatany: Notineviny tamin' ny hadalana ny volany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 défriché
7 dépensé follement [1.3#701] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 voatevy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|