|
|
|
|

Teny iditra1  tinongotra
Fototeny  2 tongotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voaray amin' ny tongony, notongorina:
5 Rehefa avy naronjiny ilay izy, dia notinongony ka nitsinkasina tery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 saisi par le pied [1.3#726]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voatongotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17