|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tinozo |
| Fototeny | 2 tozo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tozoina, atao iaretana eny ihany:
5 Notinozony ihany ny asa efa natombony na dia teo aza ny olana maro [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on a continué lentement malgré les difficultés
[1.3#738] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voatozo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|