|
|
|
|

Teny iditra1  tiorka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka"
4 Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka [1.1]
Voambolana  5  Haitoetany: firenena, foko

Fivaditsoratra  6 akotry, 7 ikotra, 8 itroka, 9 karoty, 10 kitrao, 11 Korita, 12 kotria, 13 okitra, 14 otrika, 15 rotika, tiorka, 16 trioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12