|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tobatobaina |
| Fototeny | 2 tobatoba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hetsiketsehina, kobanina, kotabaina: Nahoana no tobatobain' ialahy ny rano sotroiko?
5 Lanilanina foana: Aza tobatobaina ny vary, rankizy, fa sarotra ny taona [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 itobatobàna, tobatobaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|