|
|
|
|

Teny iditra1  toetany
Singan-teny  2 toetra, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns...
6 fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 climat
8 structure du sol [1.13]
Ohatra  9  Mahasalama an'i dera ny toetany any. [2.442#]
10  Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606#]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  12 toetry ny tany
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02