|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 toetoetra |
| Fototeny | 2 toetra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [duplicatif diminutif]
[1.3] |
| Ohatra |
5 Ambondrombe, dia toy izany no fomba ny sy toetoetra n' Ambondrombe, dia tendrombohitra avo mifono ala, eny atsimo ny Fianarantsoa manao atsinanana eny;
[2.48]
6 Milaza ny toetoetra sy ny fomban' Andriamanitra izy. [1.38] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 toetoetra |
| Fototeny | 10 toetra |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 filahatry ny haben'ny singambato
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 texture du sol
[1.13] |
| Voambolana | 14 Haibolantany |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|