|
|
|
|

Entry1  tofina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka).
Synonyms  6  tofintofina

Anagrams  7  afonti, fanito, faƱito, fanoty, fantio, finato, fotani, fotany, fotina, nafoti, nitafo, notafi, tinafo, tofina, tonafy

Updated on 2025/08/10