|
|
|
|

Teny iditra1  tohano
Fototeny  2 tohana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tohanana [Fitanisana]
Ohatra  4  tohano io marary io fa fanina [1.1]
5  Anaka, tohano amin'ny andro fahanterana ny rainao, ary aza mampalahelo azy, amin'ny andro iainany. [2.996]

Fivaditsoratra  6 antoho, 7 hotona, tohano, 8 tohona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10